Entrée (1/2) | 1 kanina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1] |
Synonymes | 4 tsikanina |
Entrée (2/2) | 5 kañina |
Partie du discours | 6 adjectif |
Explications en malgache |
7 tsy ambinina [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 8 ankany, 9 ankina, 10 kañina, kanina, 11 kinana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |