Entrée kalokalo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazan-drofia fihinam-boa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée kalokalo (kalo)
Partie du discours nom
Définition française duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka — dia ny kalokalo fanaon' izy sy Ikemba eo andrefan-trano any Mahafasa, raha ilay diavolana mangoratsaka iny ny alina. [Rajaonarivelo: Bina]

Mis à jour le 2020/07/31