Entrée kada
Partie du discours nom
Explications en malgache Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy [1.1]
Explications en français Cadenas [1.3]
Origine Français: cadenas.
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31