|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabarina |
| Fototeny | 2 kabary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila
5 Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be discussed or announced publicly
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse)
[1.3] 8 qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8] |
| Ohatra |
9 Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka.
[2.245#]
10 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 15 kabaroina |
| Fivaditsoratra | kabarina, 16 karabina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|