|
|
|
|

Entrée1  kôlerà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1]
4  karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13]
Explications en français  5  choléra [1.13]
Vocabulaire  6  Santé

Anagrammes  7 kelora, 8 kôlerà, 9 laroke

Mis à jour le 2025/09/12