Entrée (1/4) | 1 journal
![]() |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17] |
Entrée (2/4) | 4 journal
![]() |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 gazety [1.17] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/4) | 8 journal
![]() |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [1.4] 11 diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (4/4) | 14 journal
![]() |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4] 17 gazety [1.9, 1.17] |
Exemples |
18 Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany.
[2.649]
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 20 Economie: imprimerie, dessin |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2025/09/15 |
![]() |