|
|
|
|

Teny iditra1  joloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fampidirana ny loha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin' ny lavaka na loaka iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Action de passer par un trou, par une ouverture, d’y introduire la tête, la main ou quelque chose [1.3#298]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  26 jaloko, joloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09