|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  Joda
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  3 Joda: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  4 Jude: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5 Jude: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra  6  Izany boky izany dìa nandraisan' i joda teny [1.38#195]
Voambolana  7  Soratra Masina
Lahatsoratra  8 Randzavola: Joda ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 9  Joda
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 Joda [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  12 Judah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Juda [2.996]
Ohatra  14  Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i joda; [2.996]
Voambolana  15  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16 Toko sy andininy momba Joda

Fivaditsoratra  17 jado, Joda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21