|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jiro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny alina:
4 Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano 5 Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a lamp
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lampe
[1.8, 1.13] 8 éclairage [1.13] |
| Ohatra |
9 Mirehitra ny jiro eran' ny arabe.
[2.285#]
10 Nisososo ny jiro nefa tsy mbola nazava. [2.332#] 11 Ny atsy, jiro herimbaratra lasan-davitra; [1.300#] |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 14 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: jiro ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 15 jiro |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 tsatokazo solon-tsangambato ho fahatsiarovana olona
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 pieu surmonté de crânes de boeufs sacrifiés, pieu de tsikafara, (sòko).
[Tankarana]
[1.19] 19 Bois fourchu au sommet qu'on plante dans le sol pour perpétuer le souvenir d'un mort. 20 En Imerina on l'appelle plutôt tsangambato-hazo. [Sakalava] [1.196] 21 Poteau auquel on attache les animaux offerts en sacrifice (sur la côte Ouest, ce même poteau sacrificiel est appelé hazomanga). 22 De très nombreuses localités s'appellent anjiro, c'est-à-dire « là où il y a un jiro » et notamment une gare de la ligne de chemin de fer Tamatave Tananarive. [Betsimisaraka, Sihanaka, Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Ohatra |
23 Tsangambato sy jiro no betsaka atý
[2.445#]
|
| Fivaditsoratra | jiro, 24 jory, 25 rijo, 26 rojy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|