Entrée (1/2) | 1 jirika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [1.1] |
Explications en français |
4 commerce, trafic en détail, vente d’esclave [1.3#296] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 14 vakanjirika |
Entrée (2/2) | 15 jirika |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [1.1] |
Explications en anglais |
18 a band of robbers [1.7] |
Explications en français |
19 pillards qui vont par bande [1.3#296] 20 brigandage en bandes. [Tankarana] [1.19] 21 bande de pillards [1.8] |
Exemples |
22 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila.
[2.324]
|
Tous les mots composés | 23 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 24 Loi |
Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 26 jariky, 27 jirika, 28 kajiry, 29 kirajy, 30 kirija |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |