|
|
|
|

Entrée1  jambena
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  jamba
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Explications en malgache  9  [1.1] Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
Azon' ny fahasahiranana mafy.
Explications en anglais  10  [1.7] temporarily blinded or dazzled
Explications en français  11  [1.8] ébloui; qui a les yeux troubles
12  [1.5] aveuglé, avoir les yeux troubles
Exemples  13  [2.472] Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa.
14  [1.369#] Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand.
Synonymes  15  jemby

Mis à jour le 2025/08/02