Entrée izay marary andriana (izay, rary, andriana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fa tokony hokarakaraina mihoatra ny olona rehetra ny marary fa ananana adidy izy raha tsy voatsabo [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31