| Entrée | 1 ivavahana |
| Radical | 2 vavaka |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en anglais |
4 to be prayed to [1.7] |
| Explications en français |
5 qui on prie [1.8] |
| Exemples |
6 Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu)
[1.3]
7 Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? [2.48] 8 Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. [2.508] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|