Entrée itadiavana (tady)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Ary iza no itadiavana ny harena, fa tsy ny vady aman-janaka? [2.298]
2Ady itadiavana izay ho mpifehy, ka lozan' izay lehilahy resin' ny hatsaran-tarehim-behivavy, fa eo amin' ny nofo no itoeran' ny heriny. [2.5]
Morphologie 
Présent : itadiavana, itadiavako, itadiavanao, itadiavany, itadiavantsika, itadiavanay, itadiavanareo, itadiavan', itadiavan-, itadiavam-, itadiava-
Passé : nitadiavana, nitadiavako, nitadiavanao, nitadiavany, nitadiavantsika, nitadiavanay, nitadiavanareo, nitadiavan', nitadiavan-, nitadiavam-, nitadiava-
Futur : hitadiavana, hitadiavako, hitadiavanao, hitadiavany, hitadiavantsika, hitadiavanay, hitadiavanareo, hitadiavan', hitadiavan-, hitadiavam-, hitadiava-
Impératif : itadiavo
Proverbes 

Mis à jour le 2022/10/11