Entrée isaonana (saona)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais To be mourned [1.7]
Explications en français Dont on est endeuillé [1.8]
  [1.3]
Exemples 
1Maty tsy isaonana toy ny amboan' ny mpamosavy. [2.69]
2Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; [2.996]
Morphologie 
Présent : isaonana, isaonako, isaonanao, isaonany, isaonantsika, isaonanay, isaonanareo, isaonan', isaonan-, isaonam-, isaona-
Passé : nisaonana, nisaonako, nisaonanao, nisaonany, nisaonantsika, nisaonanay, nisaonanareo, nisaonan', nisaonan-, nisaonam-, nisaona-
Futur : hisaonana, hisaonako, hisaonanao, hisaonany, hisaonantsika, hisaonanay, hisaonanareo, hisaonan', hisaonan-, hisaonam-, hisaona-
Impératif : isaony

Mis à jour le 2023/01/20