|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 isan-jato |
| Singan-teny | 2isa, 3zato |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika.
6ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pourcentage.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Matematika: rafitrisa |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 Anjoatsy, 11 antsojay, 12 isan-jato, 13 Jonatasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|