|
|
|
|

Teny iditra1  isan-jato
Singan-teny  2 isa, 3 zato
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika.
6 ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 pourcentage. [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 Anjoatsy, 11 antsojay, 12 isan-jato, 13 Jonatasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02