|
|
|
|

Teny iditra1  isamborana
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#569]
Ohatra  4  Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika. [2.895#]
5  Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. [2.587#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12