Entrée iray fototra
Mots élémentaires iray ; fototra
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo [1.1]
Explications en anglais A nest of three eggs [1.2]
Explications en français Se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs [1.3]
Exemples Irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza. [1.436]
Analogues  roa fototra ~ telo fototra ~ efa-pototra

Mis à jour le 2023/05/31