Entrée indreo (ireo (io))
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy [1.1]
Explications en anglais Behold! A plural form of indro. [1.2]
 There they are! plural of indro [1.7]
Explications en français Pluriel de indro : les voilà! [1.3]
 Les voilà! pluriel of indro [1.8]
Exemples 
1Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298]
2Indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357]
3Indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20