| Entrée | 1 indray miserana |
| Mots élémentaires | 2 indray, 3 miserana |
| Partie du discours | 4 locution |
| Exemples |
5 indray miserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray niserana izay dia nanaitra ny fony, ka tsy afaka tao an-tsainy
[2.324]
|
| Mis à jour le 2024/12/07 |
|