|
|
|
|

Entrée (1/2)1  indray
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Dérivés 
3  Adverbes :
Tous les mots composés  4  27 mots contenant indray
Explications en malgache  5  [1.1] Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay.
Explications en anglais  6  [1.2, 1.7] again; in the second place
7  [1.2] the second time; at times, sometimes
Explications en français  8  [1.8] encore une fois; de nouveau
Exemples  9  [2.4] Ho avy indray ny tantara terena.
10  [2.472] I Dada indray no voatendry tamin' izany.

Entrée (2/2)11  indray
Partie du discours  12  Non spécifié
Explications en malgache  13  [1.78] [Bara]

Anagrammes  14  dirina, drainy, idiran, indray, nidira

Mis à jour le 2025/08/10