|
|
|
|

Teny iditra1  ila omby
Singan-teny  2 ila, 3 omby
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny antsasaky ny omby voarasa izay nomena ny solontenan' ny andriana nanatrika ny hasoavan-jaza. [1.1]

Fivaditsoratra  6 aombily, 7 bilomay, 8 ila omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12