|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ikaloy |
| Fototeny | 2 kalo |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ikaloana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#306] |
| Teny iditra (2/2) | 4 Ikaloy |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ...
[1.10] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: tanàna |
| Mpanahaka | 8 nytendrombohitraroambinifolo |
| Fivaditsoratra | 9 ikalio, ikaloy, Ikaloy, 10 laikoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|