Entrée (Teny iditra) Ikaloy
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire (Voambolana)  
Voyez (Jereo)  

Mis à jour le 2012/05/03
Formulaire pour nous envoyer des commentaires