|
|
|
|
Teny iditra
1
ifankahi
ta
na
Fototeny
2
hi
ta
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny fameno
Ohatra
4
Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana
nifankahitanay
sy Vola.
[
2.4
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ifankahitana
, ifankahitako, ifankahitanao, ifankahitany, ifankahitantsika, ifankahitanay, ifankahitanareo, ifankahitan', ifankahitan-, ifankahitam-, ifankahita-
6
Ny lasa :
nifankahitana, nifankahitako, nifankahitanao, nifankahitany, nifankahitantsika, nifankahitanay, nifankahitanareo, nifankahitan', nifankahitan-, nifankahitam-, nifankahita-
7
Ny hoavy :
hifankahitana, hifankahitako, hifankahitanao, hifankahitany, hifankahitantsika, hifankahitanay, hifankahitanareo, hifankahitan', hifankahitan-, hifankahitam-, hifankahita-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29