Entrée ifampitondrana
Partie du discours verbe relatif
Exemples 
1Ahoana no hifampitondranay sy i Vola? [2.4]
2Fitondrana heverina ho fampiraisam-pirenena no misahana izany asa izany nefa ny fitsipika ifampitondrana ao dia ny fifandrafesana [4.27]
Morphologie 
Présent : ifampitondrana, ifampitondrako, ifampitondranao, ifampitondrany, ifampitondrantsika, ifampitondranay, ifampitondranareo, ifampitondran', ifampitondran-, ifampitondram-, ifampitondra-
Passé : nifampitondrana, nifampitondrako, nifampitondranao, nifampitondrany, nifampitondrantsika, nifampitondranay, nifampitondranareo, nifampitondran', nifampitondran-, nifampitondram-, nifampitondra-
Futur : hifampitondrana, hifampitondrako, hifampitondranao, hifampitondrany, hifampitondrantsika, hifampitondranay, hifampitondranareo, hifampitondran', hifampitondran-, hifampitondram-, hifampitondra-

Mis à jour le 2020/07/31