|
|
|
|

Teny iditra1  ianaro
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ianarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#37]
Ohatra  4  Mba ianaro izay ataon' ny olona. [2.69#216]
5  hajao sy ianaro tsara ny fiteny malagasy [2.285#21]

Fivaditsoratra  6 anairo, 7 anario, 8 anirao, 9 aorina, ianaro, 10 iarano, 11 iorana, 12 iroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12