Entrée | 1 honjohonjo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
4 [1.1] Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny |
Autres orthographes | 5 honjihonjy |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |