|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 holatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 provocation dissimulée, tournée..
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 4 ankolatra |
| Teny iditra (2/3) | 5 holatra |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a scar.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 cicatrice.
[1.3, 1.8, 1.5] |
| Ohatra |
10 Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io.
[2.472]
11 Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 15 holatra |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 mushrooms; fungus in general.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 champignon.
[1.8] 20 nom générique des champignons. [1.3, 1.5] [olatra] 21 (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :. 22 d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae).. [Taifasy] [1.196] |
| Ohatra |
23 dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao;
[2.48]
24 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Tsipelina hafa | 26 olatra |
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 28 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 halotra, halôtra, 30 holatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|