Entrée (1/3) | 1 hofana |
Radical | 2 hofa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 9 hofaina |
Entrée (2/3) | 10 hofana |
Radical | 11 hofa |
Partie du discours | 12 verbe passif |
Explications en malgache |
13 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1] |
Explications en anglais |
14 to be rented from someone [1.7] |
Explications en français |
15 qu'on loue de quelqu'un [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 20 hofaña |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala]
[1.78] |
Vocabulaire | 23 Zoologie: invertébrés |
Anagrammes | 24 fahano, 25 fanaho, 26 fanoha, 27 hafona, 28 hofana, hofaña |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |