|
|
|
|

Teny iditra1  hiram-pirenena
Singan-teny  2 hira, 3 firenena
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 national anthem [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 hymne national [1.13, 1.5, 1.66]
Ohatra  7  Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa [2.332]
Tovy hevitra  8 sidikinina
Mpanahaka  9  rytanindrazanaymalalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12