| Entrée | 1 firenena |
| Radical | 2 reny |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a nation [1.2, 1.7] 6 a clan, a race, a tribe [1.2] 7 a people [1.7] |
| Explications en français |
8 nation [1.3, 1.8] 9 tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3] 10 peuple [1.8] |
| Exemples |
11 Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany.
[2.5]
12 Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 15 15 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 16 Politique |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 18 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|