|
|
|
|

Teny iditra1  herintaona
Singan-teny  2 herina, 3 taona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray
6 Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a year [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 un an [1.3#239]
9 une année [1.8]
Ohatra  10  Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. [2.508#]
11  ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. [1.123#]
12  Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643#]
Voambolana  13  Fotoana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aninteraho, herintaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17