Entrée henjihenjy (henjy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
Explications en français Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
Dérivés 
 
Synonymes henjy

Mis à jour le 2023/01/20