|
|
|
|

Teny iditra1  hena ritra
Singan-teny  2 hena, 3 ritra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hena nohandroina ho ritra ny fahandroana azy; hena noritina ka tsy misy rano intsony fa menaka sisa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 beef cooked till the juice is all boiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 viande cuite jusqu'à ce que le liquide soit évaporé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12