|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hena ratsy |
| Singan-teny | 2 hena, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra.
[2.857#]
|
| Tovy hevitra | 7 henam-paty |
| Fivaditsoratra | hena ratsy, 8 tresahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|