|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hazava
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 zava. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'état de ce qui est clair, net. [1.3#870]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Teny iditra (2/3)8  hazavà
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 tokotany. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  hazava
Fototeny  12 zava
Sokajin-teny  13  ny ho avin' ny mpamaritra mazava
Ohatra  14  Aoka hazava tsara anefa. [2.285#]
15  Aoka hazava ny teninao, hoy ny lehilahy iray, nisolo vava ny vahoaka. [2.643#]

Fivaditsoratra  16 havazà, 17 hazava, hazavà, 18 vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10