|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatezana
Fototeny  2 teza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra maharitra, ela vao simba na rovitra. [1.1]
Tovy hevitra  5 hateza

Teny iditra (2/2)6  hatezana
Fototeny  7 teza
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra. [1.1]
Tovy hevitra  10 fahatezana

Fivaditsoratra  11 hatezana, 12 tahezana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12