|
|
|
|

Teny iditra1  hary volo
Singan-teny  2 hary, 3 volo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 volo avela haniry eo an-tampon-dohan' ny zaza, izay ampitomboina isan-taona hatrany ny velarany ambara-pahatonga hatrany an-katoka. [1.1]

Fivaditsoratra  6 harivolo, 7 hary volo, 8 voriloha, 9 vory loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12