|
|
|
|

Teny iditra1  harivariva an-tanin' olona
Singan-teny  2 harivariva, 3 tany, 4 olona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ireo tratra hariva na singany irery any am-pivahiniana, ka manembona ny any aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12