|
|
|
|

Teny iditra1  harem-belon-tompo
Singan-teny  2 harena, 3 velona, 4 tompo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fananana mbola eo am-pelatanan' ny tompony ka tsy azon' ny mpandova zakaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12