|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  haraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 mangetaheta. [Bara] [1.78]
4 sasatra. [Bezanozano] [1.78]
5 Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé.
8 qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain). [1.3]
9 épuisé, qui a peiné.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/8)11  haraka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/8)14  haraka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 lakana fitondra an-dranomasina. [Taisaka] [1.78]
17 Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 pirogues de mer. [Taisaka] [1.82]
Voambolana  19  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (4/8)20  haraka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the heddles of a loom. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 lisses du métier.
25 action de lier les pierres sur les traineaux. [1.3]
26 les lisses d'un métier. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  36  Taozava-baventy
Kamban-teny rehetra  37  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/8)38  haraka
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41 extorsion, exaction. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (6/8)46  haràka
Sokajin-teny  47  anarana
Fanazavàna teny malagasy  48 taolan-tena iray manontolo. [Taisaka] [1.78]
49 taolambalo. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  50 squelette. [Taisaka] [1.82, 1.78]
Voambolana  51  Haiaina

Teny iditra (7/8)52  haraka
Sokajin-teny  53  anarana
Fanazavàna teny frantsay  54 (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions :.
55 -- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;.
56 -- Cordyla haraka Capuron et.
57 -- Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae)..
58 -- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae).. [Betsimisaraka]
59 Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  60  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)61  haraka
Sokajin-teny  62  anarana
Fanazavàna teny frantsay  63 (du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil.. [Merina] [1.196]
Voambolana  64  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  65 haraka, haràka, 66 karaha, 67 rahaka, 68 rakaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09