|
|
|
|

Teny iditra1 hanin-kinana
Singan-teny  2hanina, 3hinana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 arrhes, argent donné avant l'exécution d'un contract, avant une échéance [1.3]
Ohatra  6 Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#]

Fivaditsoratra  7 hanin-kanina, 8 hanin-kinana, 9 hinankinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11