Entrée hanimainty
Mots élémentaires hanina ; mainty
Partie du discours locution
Explications en malgache Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
Exemples Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana. [1.436]
Synonymes haninkotrana

Mis à jour le 2023/05/20