|
|
|
|

Teny iditra1  hambom-po
Singan-teny  2 hambo, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 toetra feno hamboniana tsy mety hanao zavatra mety hampietry ny voninahitry ny tena na hahazoana henatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 amour-propre, point d'honneur [1.3]
Ohatra  7  Ny tena niseho ho sahirana, nandetsena ny hambompo fahizay fony natanjaka! [2.470#]
Voambolana  8  Ontam-po
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02