| Entrée | 1 hamavoina |
| Radical | 2 mavo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be despised [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on méprise [1.8] |
| Exemples |
7 ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako.
[2.996]
|
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 mavoina |
| Analogues | 13 vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, fanatsizarizariana, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina |
| Anagrammes | 14 hamaivano, 15 hamavoina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|