|
|
|
|

Teny iditra1  halalina
Fototeny  2 lalina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina saro-takarina. [1.1]
Tovy hevitra  5 halalinana
Tohi-kevitra  6 harivo
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 halalina, 9 lahalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09