|
|
|
|

Teny iditra1  halaky handeha
Singan-teny  2 halaky, 3 mandeha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (izay ovan' ny olona matetika hoe Talaky mandeha): enga anie handeha haingana! (firariana ataon' ny reny amin' ny zanany miana-mandeha) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12