|
|
|
|

Teny iditra1  halabe
Singan-teny  2 hala, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ity no karazany lehibe indrindra amin' ny hala fahita eto.
6 Ity halabe dia atao hoe koa vodiomby [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  7 the largest kind of spider known in Madagascar. Epeira sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 une grosse araignée. Sytodes thoracica [1.3]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sary 

Fivaditsoratra  halabe, 10 Hebala, 11 labeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17